Teny iditra |
misandratra
(sandratra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miakatra, mianika amin' ny toerana avo, misondrotra, misavoana: Misandratra eny amin' ny habakabaka ny papangohazo Miakatra amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Nisandratra kosa tato ho ato ny mpilalao baolin' i Madagasikara [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To rise; to be promoted [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | S'élever; être promu en grade ou en dignité; cf. misondrotra
[1.8]
|
Ohatra |
1 | mba hisandratra ny aina!
[2.48]
|
2 | fa na intelo misandratra aza ny avoko ka intelo tsinana ny Alahamady ny fitia aza mba atao lany
[2.131]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misandratra |
Ny lasa : |
nisandratra |
Ny hoavy : |
hisandratra |
Filaza mandidy : |
misandrata |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|