Teny iditra misandratra andro (sandratra, andro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ohatra Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 155]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31