Teny iditra misangaingy (sangaingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifanongoa miavosa amin' ny toerana anankiray
Miambonimbony fatratra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misangaingy
Ny lasa : nisangaingy
Ny hoavy : hisangaingy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05