Teny iditra | misangodingodina (sangodingodina (sangodina (hodina))) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mihetsiketsika [1.1] | |
Ohatra | Ny tadio dia rivotra mahery misangodingodina, ka hoatra ny andry mandehandeha no fijery azy.
[1.38] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |