Teny iditra misangongo (sangongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivory betsaka eo amin' ny toerana iray, mivangongo, miavosa: Mahatsiravina ireto vitsika misangongo eto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Etre réunis en grand nombre, groupés, être en tas. Jereo ireo vitsika misan'gongo ireo. Regardez ces four-mies groupées ensemble [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misangongo
Ny lasa : nisangongo
Ny hoavy : hisangongo
Filaza mandidy : misangongoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19