Teny iditra misangotra (sangotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka, Tambahoaka] mioty [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
misangotra
nisangotra
hisangotra
misangora

2010/05/14