Teny iditra misaoka (saoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy (akanjo) Misy tapa-damba hanalalahana azy: Tsy akanjo misaoka velively ity, aoka ho fantatrao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misaoka
nisaoka
hisaoka

Teny iditra misaoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mikasika [Rakotosaona 1972]

2010/05/06