Teny iditra misaona (saona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampiseho na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana: Mbola misaona ny nenitoany izy ka tsy mety mandihy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to mourn the dead [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être en deuil de [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
misaona
nisaona
hisaona
misaonà

Teny iditra misaonà (saona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31