Teny iditra | misara-panambadiana | |
Singan-teny | misaraka ; fanambadiana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mikambana amin' ny fanambadiana intsony fa samy olon-ko azy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Divorcé, divorcer [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/23 |