Teny iditra misara-tsaina (saraka, saina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza olona maro tsy miray hevitra fa misy fisarahana sy elanelana ara-piheverana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be of different opinions [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être d'avis différents [Hallanger 1974]
Mpitovy hevitra misara-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31