Teny iditra misariaka (sariaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho falifaly amin' ny olona mitari-dresaka sy mitsikitsiky [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be gay, to be cheerful [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être gai, affable [Hallanger 1974]
Endriteny 
misariaka
nisariaka
hisariaka
misariaha

Teny iditra misariaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] misaritaka [Rakotosaona 1972]

2012/09/17