Teny iditra misarika (sarika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro
¶ Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny
¶ Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pull; to snatch; to make the drawing of the lottery [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tirer; enlever avec la main [Hallanger 1974]
Endriteny 
misarika
nisarika
hisarika
misariha
Teny nalaina 

2012/09/17