Teny iditra misarongatra (sarongatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitroatra amim-pahatairana: Nisarongatra izy raha vao nahare izany teny fanaratsiana azy izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misarongatra
Ny lasa : nisarongatra
Ny hoavy : hisarongatra
Filaza mandidy : misarongata
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20