Teny iditra misaroro (saroro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny
Manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny
Mitovy hevitra: mangaroka ~ misafary
Mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cajoler, sonder, tromper adroitement [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misaroro
Ny lasa : nisaroro
Ny hoavy : hisaroro
Filaza mandidy : misaroroa
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20