Teny iditra misary (sary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao tahaka ny, mody...: Misary adala reninareo, rankizy, miaraka amin' ireo tovovavy ireo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to pretend something [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay ressembler à, feindre, simuler [Abinal 1888]
 faire semblant [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 17]

Teny iditra misary (sary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsirika, misafo
¶ Mitady toerana, mitady lalana hitsofohana, mitsapa. [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay inspecter, examiner, sonder; visiter le panier de pêche et l'enlever [Abinal 1888]
Endriteny 
misary
nisary
hisary
misaria
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra misary
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mamangy [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31