Teny iditra misary zoro (sary, zoro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny akoho mankeo an-joro fa te-hanatody
¶ ilazana koa ny olona mijorojoro eny akaikin' ny vohitra na toerana misy zavatra tetehiny na kendrikendreny: Misy iny lehilahy manifinify iny misarisary zoro eto isan-hariva [Rajemisa 1985]

2012/09/17