Teny iditra misasa (sasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manadio tena amin'ny rano. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wash oneself [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Être lavé, se laver [Rajaonarimanana 1995]
 se laver, faire sa toilette [Hallanger 1974]
Famaritana italianina essere lavato; lavare, ihar. [Profita 1969]
Ohatra Tsy misy heviny koa mantsy ny hoe misasa madio raha ranom-potaka no ampiasaina. [Andraina: Mitaraina, takila 173]
Endriteny 
misasa
nisasa
hisasa
misa

Teny iditra misasà (sasa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misasa [firaketana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2015/09/19