Teny iditra misasaka alina (sasaka, alina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny anglisy Midnight [Richardson 1885]
Voambolana 
Ohatra Misasaka tokoa ny alina vao nigadona ny tokonana izy roalahy nividy fanafody tany an-drenivohitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 66]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31