Teny iditra misasakalina
Singan-teny misasaka ; alina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  mamatonalina [2.415]
Ohatra 
1Nifanarahana teo am-piaingana fa amin' ny misasakalina raha ela indrindra no hody izahay. [2.4]
2Izao ihany no nalehako misasakalina atý: [2.499]
3Ny Romana kosa dia manomboka ny andro eo amin' ny misasakalina indrindra. [1.38]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16