Teny iditra misasasasa (sasasasa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny orana avy na ny an' ny rano mandeha haingana amin' ny fikorianany [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau. [Abinal 1888]
Dikanteny italianina   stormire: Misasasasa ny ravinkazo (Le foglie degli alberi stormiscono)
¶ tambureggiare: Misasasasa ny orana ao ambonin'ny tafo fanitso (La pioggia tambureggia sopra i tetti in lamiere) [Profita 1969]
Ohatra  
1ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina. [Ravelomanana: Lalana, takila 208]
2Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [Rajaonarivelo: Bina, takila 25]
Voambolana  
Ny bikany  
misasasasa
nisasasasa
hisasasasa

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/19