Teny iditra misasatra (sasatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miasa fatratra, manao vizana: Misasatra ho an' ny vady aman-janany ny raim-pianakaviana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se fatiguer. [1.3, 1.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misasatra
Ny lasa : nisasatra
Ny hoavy : hisasatra
Filaza mandidy : misasara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20