Teny iditra misatry (satry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao araka ny sitraky ny fo, ny danin' ny kibo. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to act according to one's good pleasure [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay agir selon son bon plaisir [Hallanger 1974]
Endriteny 
misatry
nisatry
hisatry
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra misatry
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mody [Rakotosaona 1972]

2012/09/17