Teny iditra misava lalana
Singan-teny misava ; lalana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui donne l' exemple fraie le chemin aux autres [2.415]
Ohatra Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/26