Teny iditra misaveravera (saveravera (veravera))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Ratsy fiakanjo, miakanjo mampihanjaka vatana, misarira-pitafy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misaveravera
Ny lasa : nisaveravera
Ny hoavy : hisaveravera

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20