Teny iditra misavily (savily (vily))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikivilivily, mikapilipily: Aza misavily amin' io rantsan-kazo io ianao sao potraka
¶ Miolaka: Hevitra misavily [Rajemisa 1985]
 afaka mihetsika mihoatra ny teza iray [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay basculer [SLP 1986]
Haiendriteny 
misavily
nisavily
hisavily
misavilia
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31