Teny iditra misavoretaka (savoretaka (voretaka (retaka)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka amin' ny toerana maloto; misotisoty, voretra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misavoretaka
Ny lasa : nisavoretaka
Ny hoavy : hisavoretaka
Filaza mandidy : misavoretaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20