Teny iditra misavorovoro (savorovoro (vorovoro))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy milamina, mikorontana, misaritaka: Misavorovoro be izany volonao izany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be tangled, to be messed up (especially of the hair) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être enchevêtré, embrouillé [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
misavorovoro
nisavorovoro
hisavorovoro
misavorovoroa
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31