Teny iditra miseasea
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Tsy maharitra: Nataon-dreniko kidofotsa aho ko save niseasea ra hitaroña amin'ny saiko (Nomen'ny neny zavatra antsokosoko aho ka tsy aritro ny tsy hiteny amin'ny zandry) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31