Teny iditra |
misedra
(sedra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manandrana: Lasa nisedra ilay bisikilety vao novidiny izy Mitsapa: Misedra ny olombelona amin' ny fakampanahy Andriamanitra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To try, to test [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | éprouver, essayer [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misedra |
Ny lasa : |
nisedra |
Ny hoavy : |
hisedra |
Filaza mandidy : |
misedrà |
|
|
Teny iditra |
misedrà
(sedra)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misedra
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|