Teny iditra miseho tsara (seho, tsara)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miharihary
Ohatra fa ianareo dia tahaka ny fasana voalalotra fotsy, izay miseho tsara tarehy eo ivelany, nefa ny ao anatiny dia feno taolan'ny maty mbamin'ny fahalotoana rehetra. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31