Teny iditra misenge (senge)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mihevi-tena ho zavatra, manao teniko fe lehibe [Razafiarivony: Harivolana takila 101]
Dikanteny frantsay   Exalter, faire parader, louer [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila S)]
Ohatra   Fa tsy avily avao hoe misenge rae ka misenge rene fa avilin-tefia am-bohony ato. [Razafiarivony: Harivolana, takila 101]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/16