Teny iditra misesika (sesika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao
¶ Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony
¶ Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy
¶ Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to enter by force [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay entrer par la force [Hallanger 1974]
Endriteny 
misesika
nisesika
hisesika
miseseha
Ohatra Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany. [Andraina: Mitaraina, takila 9]

Teny iditra misesika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] manerana [Rakotosaona 1972]

2013/05/10