Teny iditra misesitra (sesitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka, Tanala] mitroka, mifoka paraky na sigara [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mifoka [Rakotosaona 1972]
   mitsentsitra [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   absorber [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
misesitra
nisesitra
hisesitra
Fitovian-keviteny   mitroka

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14