Teny iditra misetrasetra (setrasetra (setra))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihetraketraka feno avona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be haughty, to be arrogant; to be brutal [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être hautain, arrogant; être brutal [Hallanger 1974]
Ny bikany  
misetrasetra
nisetrasetra
hisetrasetra

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/17