Teny iditra misetry (setry)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mivaly: Raha tsy misetry eto an-tany ny ratsy atao, tsy maintsy misetry any an-koatra [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
misetry
nisetry
hisetry

Teny iditra misetry
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mitsoboka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra misetry
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] manao antsitrika [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06