Teny iditra misidina (sidina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miezaka miakatra eny amin' ny habakabaka: Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango
¶ Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha
¶ Misondrotra ambony be amin' ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin' ny harena Ingahy Rabe tato anatin' ny roa taona
Mitovy hevitra: manidina ~ mikopaka elatra ~ misodika ~ misonanina [Rajemisa 1985]
 manidina [SLP 1986]
Famaritana anglisy to fly high, to fly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay voler dans l'air, voler [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay voler [SLP 1986]
Endriteny 
misidina
nisidina
hisidina
misidìna
Teny nalaina 

Teny iditra misidìna (sidina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misidina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/09/17