Teny iditra misika (sika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] mifia-pary, mitsetsitra (fary) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mifiake fary [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   misi-pary

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01