Teny iditra misikim-ponitra (sikina, fonitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy miasa amin-kerimpo mafy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to gird up one's loins in earnest. [Richardson 1885]
 to gird oneself tightly in order to work hard [Hallanger 1973]
Teny mitovy hevitra manao sikim-ponitra ~ misikin-dahy
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/06