Teny iditra misiky (siky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy manome siky [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay se précipiter [SLP 1986]
Voambolana 
Haiendriteny 
misiky
nisiky
hisiky
misikia

Teny iditra misiky (siky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mitafy [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] misikina, mitafy [Rakotosaona 1975]
 miakanjo [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay se vêtir, s'habiller [SLP 1986]
Haiendriteny 
misiky
nisiky
hisiky
Mpitovy hevitra misikina

Teny iditra misiky (siky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandroaka biby amin' ny filazana hoe "siky" [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
misiky
nisiky
hisiky
misikia

Teny iditra misiky
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] mifoka (sigara, ets) [Rakotosaona 1975]

Teny iditra misiky
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mitsentsitra [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31