Teny iditra misilatra (silatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy dimbana kely, nahabangana kely [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misilatra
Ny lasa : nisilatra
Ny hoavy : hisilatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20