Teny iditra misintaka (sintaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] miala, mandao [Rakotosaona 1975]
 Miasaraka amin' ny vadiny, miala amin' ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa tsy tohany ny ataon' ny lahy. / Tsy afa-manambady hafa ny vehivavy nisintaka taloha raha tsy efa nisaoran-dralehilahy [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
misintaka
nisintaka
hisintaka
misintaha
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31