Teny iditra misionera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpitondra fivavahana alefa any an-tany hafa hampianatra sy hitory ny finoany [Rajemisa 1985]
Ny fihaviany Frantsay: missionaire.
Ohatra Nilaza tamin'ny mpanao raharaham-piangonana io misionera io fa marary ihany Ingahy Rainialijaona. [Rajohanesa: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31