Teny iditra misitra (isitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandà tsy hanao na mampiseho tsy fahafaliana, ka milaza hoe "isitra": Aza misitra eo, ry Ikoto, fa mandehana haingana rehefa irahina [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
misitra
nisitra
hisitra
misira

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31