Teny iditra misitrika (sitrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] miery [Rakotosaona 1972]
 Milentika: Vonjeo fa nisitrika iry lakana
¶ Miditra, mitsofoka lalina: Nisitrika tany anaty ala tany izy
¶ Miery, miafina ao anaty zavatra: Nisitrika tao an-trano izy ka tsy hitan' ny polisy
Mitovy hevitra: mifonoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hide
¶ to dive [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se cacher
¶ plonger [Hallanger 1974]
Endriteny 
misitrika
nisitrika
hisitrika
misitriha
Teny nalaina 

2012/09/17