Teny iditra misobilatra (sobilatra)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Misompirana, misolila: Misobilatra ity hazofisaka ity [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misobilatra
nisobilatra
hisobilatra
misobilara

2013/05/13