Teny iditra | misokatra (sokatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Mivoha [1.78] | ||||||||
Afa-tsarona: Misokatra ny vata Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny boky Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity Azo (atao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. / Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny vavafery Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny [1.1] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | kamositra, mirotsaka, misatroka, misokatra, mitsoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |