Teny iditra misokiky (sokiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miforitra na misitritaitrika tsy hiseho noho ny tahotra na ny henatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misokiky
Ny lasa : nisokiky
Ny hoavy : hisokiky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05