Teny iditra misolafaka (solafaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mibolisatra, mikorisa fa malama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy
¶ Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa vao latsaka am-panenenana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to slip [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay glisser [Hallanger 1974]
Endriteny 
misolafaka
nisolafaka
hisolafaka
misolafaha

2012/09/17