Teny iditra misolanandrana (solanandrana (sola, andrana))
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Milanjalanja loha, mianjonanjona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Porter la tête haute, soit par habitude, soit par fierté [1.3]
Ohatra Ny olona misolanandrana sy bontsinin'ny hambom-po, tsy hotohako. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misolanandrana
Ny lasa : nisolanandrana
Ny hoavy : hisolanandrana
Filaza mandidy : misolanandràna

Teny iditra misolanandràna (solanandrana (sola, andrana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misolanandrana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20