Teny iditra misolelaka (solelaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin' iny olona iny
¶ Marivo aty: Vilany misolelaka
¶ Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io [Rajemisa 1985]
Ohatra Misolelaka ilay vazaha eo, mampifampikosoka ny tanany roa mitory ny hafaliany. [Andraina: Mitaraina, takila 151]
Teny nalaina 

2013/05/14